Mark 11:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahatsiahy i Petera ka niteny Taminy hoe: Raby ô, indro fa efa malazo ilay hazo aviavy nozoninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahatsiahy i Piera ka nanao taminy hoe: «Raby ô, he! maina ilay aviavy nozoninao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahatsiahy i Petera ka nanao tamin’i Jesoa hoe: –Mpampianatra ô, jereo fa maina ilay aviavy nozoninao!
Malagasy Bible 1865
Ary Petera nahatsiahy ka nanao taminy hoe: Raby ô, indro fa efa malazo ilay aviavy nozoninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahatsiahy i Petera ka niteny Taminy hoe: Raby ô, indro fa efa malazo ilay hazo aviavy nozoninao.
malagasy
Ary Petera nahatsiahy ka nanao taminy hoe: Raby ô, indro fa efa malazo ilay aviavy nozoninao.