Mark 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy tamin’ny mpianatra: Manàna finoana an’Andriamanitra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’i Jesoa azy: «Manàna finoana an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly i Jesoa ka nanao tamin’ireo mpianany hoe: –Manàna finoana an’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy tamin’ny mpianatra: Manàna finoana an’Andriamanitra ianareo.
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an'Andriamanitra.