Mark 11:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na iza na iza no hilaza amin’ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà ka mianjerà any anaty ranomasina, ary tsy miahanahana ao am-pony fa mino fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lazaiko marina aminareo fa na zovy na zovy hilaza amin’ity tendrombohitra ity hoe: ‹Mialà ianao eo, ka mianjera any an-dranomasina›, raha mino tsy amim-pisalasalana ao am-pony izy, fa ho tanteraka tokoa izay lazainy, dia ho hitany ny fahatanterahan’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa na iza na iza hilaza amin’ity tendrombohitra ity hoe: «Mialà eo, ary mianjerà any an-dranomasina», ka tsy misalasala ao am-po, fa mino hoe ho tonga izay lazainy, dia ho tanteraka aminy tokoa.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no hilaza amin'ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, ka tsy hiahanahana ao am-pony, fa hino fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na iza na iza no hilaza amin’ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà ka mianjerà any anaty ranomasina, ary tsy miahanahana ao am-pony fa mino fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izany.
malagasy