Mark 11:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin’ny fivavahana sy angatahinareo dia minoa fa efa nandray ianareo ary ho azonareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany lazaiko aminareo, fa na inona na inona angatahinareo amin’ny fivavahana, minoa fa ho azonareo izany, dia ho tanteraka tokoa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no teniko aminareo: na inona na inona hangatahinareo amin’ny vavaka ataonareo, inoy fa efa azonareo, dia hotanteraka aminareo tokoa.
Malagasy Bible 1865
Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin’ny fivavahana sy angatahinareo dia minoa fa efa nandray ianareo ary ho azonareo izany.
malagasy
Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany.