Mark 11:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy mamela heloka ianareo dia tsy hamela ny helokareo kosa ny Rainareo izay any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy mamela ianareo, dia tsy havelan’ny Rainareo any an-danitra koa ny helokareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy mamela ianareo, dia tsy havelan’ny Rainareo Izay any an-danitra koa ny hadisoanareo.]
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany Jerosalema indray izy; ary raha nitsangantsangana teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nanatona Azy ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy mamela heloka ianareo dia tsy hamela ny helokareo kosa ny Rainareo izay any an-danitra.
malagasy
[Ampio hoe: 26 Fa raha ianareo tsy mamela heloka, ny Rainareo Izay any an-danitra kosa tsy hamela ny helokareo]