Mark 11:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny Taminy hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany ka anaovanao izao zavatra izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nilaza taminy hoe: «Fahefana avy aiza no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome fahefana Anao hanao izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo taminy: –Fahefana ahoana moa no anaovanao an’izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany, ka ahazoanao manao an’izao?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Hanontany anareo zavatra iray loha kosa Aho, ka valio Aho; ary dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny Taminy hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany ka anaovanao izao zavatra izao?
malagasy
ka nanao taminy hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany hanaovanao izao zavatra izao?