Mark 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Hanontany anareo zavatra tokana kosa Aho ka valio dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Mba hanontaniako zavatra iray loha koa àry ianareo, ka raha voavalinareo, dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Hanontany anareo zavatra anankiray monja aho ka valio, dia holazaiko anareo koa ny fahefana anaovako an’izao zavatra izao.
Malagasy Bible 1865
Ny batisan'i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona? Valio Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Hanontany anareo zavatra tokana kosa Aho ka valio dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao:
malagasy
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Hanontany anareo zavatra iray loha kosa Aho, ka valio Aho; ary dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao: