Mark 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy olona miteny aminareo hoe: Nahoana ianareo no manao izao? Dia lazao hoe: Misy ilàn’ny Tompo azy. Dia havelany hoentina etỳ miaraka amin’izay izy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy manao aminareo hoe: ‹Ahoana no anaovanareo izao?› valio hoe: ‹Misy ilàn’ny Tompo azy›, dia halefany hoentina atỳ miaraka amin’izay izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha misy olona manontany anareo hoe: «Ahoana no anaovanareo izao?», dia valio hoe: «Misy ilàn’ny Tompo azy, fa vetivety foana dia haveriny eto.»
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona manao aminareo hoe: Ahoana no anaovanareo izao? dia lazao hoe: Misy raharaha analan'ny Tompo azy; dia havelany ho entina etỳ indray miaraka amin'izay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy olona miteny aminareo hoe: Nahoana ianareo no manao izao? Dia lazao hoe: Misy ilàn’ny Tompo azy. Dia havelany hoentina etỳ miaraka amin’izay izy io.
malagasy
Ary raha misy olona manao aminareo hoe: Ahoana no anaovanareo izao? dia lazao hoe: Misy raharaha analan'ny Tompo azy; dia havelany ho entina etỳ indray miaraka amin'izay izy.