Mark 11:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny batisan’i Jaona, avy tany an-danitra va sa avy tamin’ny olona? Valionareo Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy aiza ny batemin’i Joany, avy any an-danitra sa avy amin’ny olona? Valio Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no naniraka an’i Jôhany hanao batisa, Andriamanitra sa olombelona? Valio Aho!
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo niara-nisaina ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra, dia hataony hoe: Nahoana ary no tsy nino azy ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny batisan’i Jaona, avy tany an-danitra va sa avy tamin’ny olona? Valionareo Aho.
malagasy
Ny batisan'i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona? Valio Aho.