Mark 11:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa holazaintsika va hoe: Avy tamin’ny olona va? Natahotra ny olona izy ireo, satria neken’ny olona rehetra fa mpaminany tokoa i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ataontsika hoe avy amin’ny olona kosa, ny vahoaka indray no atahorantsika; fa ataon’izy rehetra ho mpaminany marina tokoa i Joany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha lazaintsika hoe: «Olombelona no naniraka azy...» (Natahotra ny vahoaka ry zareo satria neken’ny olona rehetra fa mpaminani n’Andriamanitra tokoa i Jôhany).
Malagasy Bible 1865
Dia namaly an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa holazaintsika va hoe: Avy tamin’ny olona va? Natahotra ny olona izy ireo, satria neken’ny olona rehetra fa mpaminany tokoa i Jaona.
malagasy
Fa raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, natahotra ny olona izy, satria neken'ny olona rehetra fa mpaminany tokoa Jaona.Dia namaly an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.