Mark 11:33 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly an’i Jesosy izy ireo hoe: Tsy fantatray. Hoy Jesosy taminy: Izaho koa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no navaliny an’i Jesoa. «Tsy fantatray.» «Ary Izaho kosa, hoy i Jesoa taminy, tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia izao no navaliny an’i Jesoa: –Tsy hitanay izay holazaina! Ary hoy i Jesoa taminy: –Izaho koa tsy hilaza aminareo ny fahefana anaovako an’izao zavatra izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly an’i Jesosy izy ireo hoe: Tsy fantatray. Hoy Jesosy taminy: Izaho koa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
malagasy
Dia namaly an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.