Mark 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha izy ireo ka nahita zana-boriky nifatotra teo alatrano anilan’ny varavarana teo an-dalana, dia novahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha izy ireo ka nahita zanak’ampondra mifatotra teo alatrano anilan’ny varavarana, teo an-tsampanan-dalana, dia novahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa izy roa lahy ka nahita zana-boriky mifatotra eo alatrano akaiky varavarana teo amoron-dalana, dia novahany.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha izy ka nahita zana-boriky nifatotra teo ala-trano anilan'ny varavarana teo an-dalana, dia novahany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha izy ireo ka nahita zana-boriky nifatotra teo alatrano anilan’ny varavarana teo an-dalana, dia novahany.
malagasy
Dia nandeha izy ka nahita zana-boriky nifatotra teo ala-trano anilan'ny varavarana teo an-dalana, dia novahany izy.