Mark 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona sasany teo dia niteny tamin’izy ireo hoe: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny sasany tamin’ny olona teo nanao taminy hoe: «Ahoana no amahanareo io zanak’ampondra io?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky?
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona sasany teo dia niteny tamin’izy ireo hoe: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky?
malagasy
Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky?