Mark 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nilaza taminy araka izay nolazain’i Jesosy taminy izy ireo ka navelan’ny olona handeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa novaliany araka ny nandidian’ny Tompo azy izy ireo, ka namela azy hoentiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany araka ny nanafaran’i Jesoa azy, ka navelan’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nilaza taminy araka izay nolazain'i Jesosy taminy, dia navelan'ny olona handeha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nilaza taminy araka izay nolazain’i Jesosy taminy izy ireo ka navelan’ny olona handeha.
malagasy
Ary izy nilaza taminy araka izay nolazain'i Jesosy taminy, dia navelan'ny olona handeha izy.