Mark 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny teo amin’i Jesosy ilay zana-boriky ka nataon’ireo teo amboniny ny lambany; dia nitaingina azy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny tany amin’i Jesoa ny zanak’ampondra, ka nataony teo amboniny ny fitafiany, ary nitaingina teo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’izy roa lahy nankeo amin’i Jesoa ilay zana-boriky, ka nametrahan’ny mpianatra rehetra ny lambany teo amboniny ary dia nitaingenan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny teo amin'i Jesosy ny zana-boriky, dia nataony teo amboniny ny lambany; ary Jesosy nitaingina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny teo amin’i Jesosy ilay zana-boriky ka nataon’ireo teo amboniny ny lambany; dia nitaingina azy Jesosy.
malagasy
Ary nentiny teo amin'i Jesosy ny zana-boriky, dia nataony teo amboniny ny lambany; ary Jesosy nitaingina azy.