Mark 11:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ny an’ny sasany kosa dia rantsan-kazo izay notapahiny tany an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro no namelatra ny fitafiany teny amin’ny lalan-kalehany, ary ny sasany nanapaka rantsan-kazo dia namafy izany teny amin’ny lalana koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro ny olona namelatra ny lambany teny amin’ny lalana; ny an’ny sasany kosa rantsan-kazo tinapaka teny an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany kosa nampihahaka rantsan-kazo izay efa nalainy tany an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ny an’ny sasany kosa dia rantsan-kazo izay notapahiny tany an-tsaha.
malagasy
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany kosa nampihahaka rantsan-kazo izay efa nalainy tany an-tsaha.