Mark 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aorianany dia samy niantso hoe: « Hosana! Isaorana anie izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na izay nandeha teo alohany, na izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: «Hôzàna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo olona nialoha an’i Jesoa na ireo nanaraka Azy dia samy niantsoantso hoe: –Dera anie ho an’Andriamanitra! Hombam-pitahiana amin’ny anaran’ny Tompo anie Ilay avy!
Malagasy Bible 1865
Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: Hosana! Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aorianany dia samy niantso hoe: « Hosana*! Isaorana anie izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO!
malagasy
Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: Hosana! Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah!