Mark 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola tsy novakinareo va izao Soratra Masina izao: «Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano, dia izany no efa natao fehizoro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy mbola novakinareo va ny teny ao amin’ny Soratra Masina hoe: Ny vato narian’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy novakînareo angaha ny Soratra Masina manao hoe: «Ny vato nolavin’ny mpanao trano no nanjary vato fehizoro;
Malagasy Bible 1865
Ary tsy mbola novakinareo va izao Soratra Masina izao: Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola tsy novakinareo va izao Soratra Masina izao: «Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano, dia izany no efa natao fehizoro;
malagasy
Ary tsy mbola novakinareo va izao Soratra Masina izao: Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro;