Mark 12:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’ny TOMPO izao ka mahagaga eo imasontsika?» (Sal 118.22-23)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avy tamin’Andriamanitra izao ka mahagaga eo imasontsika. »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy amin’ny Tompo izao, ary dia zava-mahagaga eto ambany masontsika »?
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'i Jehovah izao Ka mahagaga eo imasontsika? (Sal. 118. 22, 23.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’ny TOMPO izao ka mahagaga eo imasontsika?» (Sal 118.22-23)
malagasy
Avy tamin'i Jehovah izao Ka mahagaga eo imasontsika? (Sal. 118. 22, 23.)