Mark 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nandefa iraka hankeo amin’i Jesosy ny sasany tamin’ny Fariseo sy ny Herodiana mba hamandrika Azy amin’ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia naniraka ny sasany tamin’ny Farisianina sy Herôdianina izy ireo mba hamandrika Azy amin’ny teniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy iraka sasantsasany avy amin’ny Farisianina sy ny Herôdianina nankeo amin’i Jesoa hamandrika Azy amin’ny fanontaniana;
Malagasy Bible 1865
Ary nirahiny hankeo amin'i Jesosy ny sasany avy tamin'ny Fariseo sy ny Herodiana hamandrika Azy amin'ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nandefa iraka hankeo amin’i Jesosy ny sasany tamin’ny Fariseo* sy ny Herodiana mba hamandrika Azy amin’ny teniny.
malagasy
Ary nirahiny hankeo amin'i Jesosy ny sasany avy tamin'ny Fariseo sy ny Herodiana hamandrika Azy amin'ny teniny.