Mark 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy nahalala ny fihatsarambelatsihin’ireo ka hoy Izy taminy: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Itondray denaria iray Aho mba hojereko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fantatr’i Jesoa ny fihatsarambelatsihiny, ka hoy Izy taminy: «Nahoana ianareo no maka fanahy Ahy? Itondray denie iray Aho hozahako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Jesoa anefa ny fihatsarambelatsihin’ireo, ka hoy Izy taminy: –Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Itondray vola denàry anankiray Aho hojereko.
Malagasy Bible 1865
Handoa va izahay, sa tsy handoa? Fa Izy nahalala ny fihatsaram-belatsihiny, ka dia nanao taminy hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Itondray denaria etỳ amiko hizahako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy nahalala ny fihatsarambelatsihin’ireo ka hoy Izy taminy: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Itondray denaria* iray Aho mba hojereko.
malagasy
Handoa va izahay, sa tsy handoa? Fa Izy nahalala ny fihatsaram-belatsihiny, ka dia nanao taminy hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Itondray denaria etỳ amiko hizahako azy.