Mark 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondran’izy ireo Izy. Ary hoy Izy taminy: An’iza io sary sy soratra io? Dia hoy ireo Taminy: An’i Kaisara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitondrany iray Izy ka hoy Izy taminy: «Sarin’iza, sy anaran’iza io?» «An’i Sezara» hoy iretsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitondrany, ka hoy i Jesoa taminy: –Sarin’iza io ary anaran’iza? Dia novalian’ireo hoe: –An’ny amperôra rômanina!
Malagasy Bible 1865
Dia nitondrany Izy. Ary hoy Izy taminy: An'iza io sary sy soratra io? Ary hoy izy taminy: An'i Kaisara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondran’izy ireo Izy. Ary hoy Izy taminy: An’iza io sary sy soratra io? Dia hoy ireo Taminy: An’i Kaisara.
malagasy
Dia nitondrany Izy. Ary hoy Izy taminy: An'iza io sary sy soratra io? Ary hoy izy taminy: An'i Kaisara.