Mark 12:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an’i Kaisara izay an’i Kaisara ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra. Dia gaga Taminy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Aloavy ho an’i Sezara àry izay an’i Sezara, ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra.» Dia nigagan’izy ireo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Avereno amin’ny amperôra rômanina izay an’ny amperôra rômanina ary amin’Andriamanitra izay an’Andriamanitra. Dia gaga tamin’i Jesoa ireto iraka.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra. Dia gaga taminy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an’i Kaisara izay an’i Kaisara ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra. Dia gaga Taminy izy ireo.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra. Dia gaga taminy ireny.