Mark 12:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy Sadoseo tonga teo Aminy izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ny Sadoseanina izay mandà ny fitsanganan’ny maty kosa indray no nankeo aminy ka nanontany Azy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo Tsadoseanina, izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty ho velona, dia mba nisy nanatona an’i Jesoa ka nanontany Azy hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, dia nisy sasany tonga teo aminy ka nanontany Azy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy Sadoseo* tonga teo Aminy izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe:
malagasy
Ary ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, dia nisy sasany tonga teo aminy ka nanontany Azy hoe: