Mark 12:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpampianatra ô, i Mosesy dia nanoratra ho antsika hoe: «Raha misy manan-drahalahy maty momba, kanefa mbola velona ny vadiny, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dRavehivavy ka hiteraka aminy mba hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry Mpampianatra ô, izao no nosoratan’i Môizy ho antsika: ‹Raha misy lehilahy maty momba ka mbola velona ny vadiny, dia aoka ny rahalahiny no hampakatra ny vadiny mba hiteraka hamelo-maso azy?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mpampianatra ô, izao no didy voasoratra nomen’i Mosesy antsika: «Raha misy lehilahy maty namela vady nefa tsy namela taranaka, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy, mba hiteraka hamela solofo ho an’ny maty.»
Malagasy Bible 1865
Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin'ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpampianatra ô, i Mosesy dia nanoratra ho antsika hoe: «Raha misy manan-drahalahy maty momba, kanefa mbola velona ny vadiny, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dRavehivavy ka hiteraka aminy mba hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).
malagasy