Mark 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga ny fotoanan’ny vokatra dia naniraka mpanompo iray izy hankany amin’ireo mpiasa tany mba handray ampahany amin’ny vokatry ny tanim-boaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny fotoana, dia naniraka ankizilahy anankiray ho any amin’ny mpamboly izy mba handray ny vokatry ny tanimboaloboka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga ny taom-piotazana, dia nanirahany mpiasa ireo mpamboly handray ny ampaham-bokatry ny tanimboaloboka.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga ny fotoana, dia naniraka mpanompo anankiray izy hankany amin'ny mpiasa tany handray amin'ny vokatry ny tanim-boaloboka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga ny fotoanan’ny vokatra dia naniraka mpanompo iray izy hankany amin’ireo mpiasa tany mba handray ampahany amin’ny vokatry ny tanim-boaloboka.
malagasy
Ary nony tonga ny fotoana, dia naniraka mpanompo anankiray izy hankany amin'ny mpiasa tany handray amin'ny vokatry ny tanim-boaloboka.