Mark 12:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy fito mirahalahy. Nampaka-bady ny zokiny dia maty momba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy olona fito mirahalahy, ka nanambady aloha ny lahimatoa, dia maty momba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nisy àry olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, kanjo maty tsy namela solofo.
Malagasy Bible 1865
Nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy fito mirahalahy. Nampaka-bady ny zokiny dia maty momba.
malagasy
Nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba.