Mark 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampakatra an-dRavehivavy ny faharoa dia maty momba koa. Ny fahatelo dia toy izany ihany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanambady an-dravehivavy indray ny faharoa, fa maty momba koa izy; toraka izany koa ny fahatelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampakatra an-dravehivavy ny faharoa, kanjo maty tsy namela solofo; dia toy izany koa ny fahatelo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny faharoa nampakatra an-dravehivavy, dia maty momba koa; ary ny fahatelo dia toy izany ihany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampakatra an-dRavehivavy ny faharoa dia maty momba koa. Ny fahatelo dia toy izany ihany koa.
malagasy
Ary ny faharoa nampakatra an-dravehivavy, dia maty momba koa; ary ny fahatelo dia toy izany ihany koa.