Mark 12:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Ary faran’izy rehetra dia maty koa Ravehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary samy nanambady azy izy fito, fa maty momba avokoa. Faran’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy tsy nisy namela solofo izy fito mirahalahy. Taorian’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Koa faran'izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Ary faran’izy rehetra dia maty koa Ravehivavy.
malagasy
Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Koa faran'izy rehetra dia maty koa ravehivavy.