Mark 12:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy ireo moa no ho vadin-dRavehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, rehefa tafatsangana izy ireo, iza no ho vadin-dravehivavy, fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny fitsanganan’ny maty àry, [raha hitsangana velona tokoa ny maty], mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?
Malagasy Bible 1865
Koa amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza moa ravehivavy, satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy ireo moa no ho vadin-dRavehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.
malagasy
Koa amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza moa ravehivavy, satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?