Mark 12:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny herin’Andriamanitra izao va no mahadiso lalana anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’i Jesoa azy: «Moa tsy diso hevitra va ianareo noho ny tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny fahefan’Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ireo Tsadoseanina: –Tsy izany tokoa ve no mahadiso hevitra anareo, fa tsy misy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny herin'Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny herin’Andriamanitra izao va no mahadiso lalana anareo?
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny herin'Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo?