Mark 12:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’ny fitsanganana amin’ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa rehefa tafatsangana ny maty, dia tsy hisy mpampakatra sy ampakarina intsony, fa ho tahaka ny Anjely any an-danitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hitsangana velona ny maty, dia tsy hisy olona hampaka-bady na hampakarina intsony, fa samy hitovy amin’ny anjely any an-danitra avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'ny hitsanganana amin'ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina; fa tahaka ny anjely any an-danitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’ny fitsanganana amin’ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.
malagasy
Fa amin'ny hitsanganana amin'ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina; fa tahaka ny anjely any an-danitra izy.