Mark 12:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa an’ny velona. Koa tena diso lalana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona. Koa diso lehibe loatra ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa Andriamanitry ny velona. Koa tena diso hevitra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy Andriamanitry ny maty Izy, fa an'ny velona; koa diso indrindra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa an’ny velona. Koa tena diso lalana ianareo.
malagasy
Tsy Andriamanitry ny maty Izy, fa an'ny velona; koa diso indrindra ianareo.