Mark 12:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny navalin’i Jesosy: Ny voalohany dia izao: «Mihainoa, ry Israely: Ny TOMPO Andriamanitsika no TOMPO tokana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa namaly azy hoe: «Ny voalohany indrindra amin’izy rehetra dia ity: Mihainoa, ry Israely: ny Tompo Andriamanitsika no hany Tompo tokana:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Izao no voalohany: «Mihainoa, ry Israely: ny Tompo Andriamanitsika no Tompo tokana.»
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly hoe: Ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny navalin’i Jesosy: Ny voalohany dia izao: «Mihainoa, ry Israely: Ny TOMPO Andriamanitsika no TOMPO tokana;
malagasy
Ary Jesosy namaly hoe: Ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany;