Mark 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nosamborin’ireo ilay mpanompo sady nokapohiny ary nampialainy maina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nosamborin’izy ireo ilay mpanompo, ka sady nokapohiny no nampodiny maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nosamborin’ireo ilay mpiasa dia nokapohiny ary nalefany nody maina.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo nisambotra ilay mpanompo sady nikapoka azy ka nampiala azy maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nosamborin’ireo ilay mpanompo sady nokapohiny ary nampialainy maina.
malagasy
Fa ireo nisambotra ilay mpanompo sady nikapoka azy ka nampiala azy maina.