Mark 12:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa tiava ny TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo, amin’ny sainao manontolo ary amin’ny herinao rehetra» (Deo 6.4, 5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, sy amin’ny fanahinao manontolo, sy amin’ny sainao manontolo, ary amin’ny herinao manontolo. Izany no didy voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo, amin’ny sainao manontolo, ary amin’ny herinao manontolo.
Malagasy Bible 1865
koa tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra (Deo. 6. 4, 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa tiava ny TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo, amin’ny sainao manontolo ary amin’ny herinao rehetra» (Deo 6.4, 5).
malagasy
koa tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra (Deo. 6. 4, 5).