Mark 12:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faharoa dia izao: «Tiava ny namanao tahaka ny tenanao» (Lev 19.18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ity no faharoa mitovy aminy ihany koa: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. Tsy misy didy lehibe mihoatra noho ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no faharoa: «Tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao.» Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faharoa dia izao: «Tiava ny namanao tahaka ny tenanao» (Lev 19.18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
malagasy
Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.