Mark 12:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ilay mpanoradalàna taminy: Marina izany, Tompoko; tsara ny nilazanao fa iray ihany Andriamanitra ary tsy misy afa-tsy Izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay mpanora-dalàna taminy: «Tsara izany, ry Mpampianatra, marina indrindra ny nilazanao fa tokana Andriamanitra, ary tsy misy hafa afa-tsy Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ilay mpahay lalàna tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, tsara izany ary marina ny filàzanao fa tokana Andriamanitra ary tsy misy afa-tsy Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay mpanora-dalàna taminy: Marina izany, Tompoko; tsara ny nilazanao fa iray ihany Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ilay mpanoradalàna taminy: Marina izany, Tompoko; tsara ny nilazanao fa iray ihany Andriamanitra ary tsy misy afa-tsy Izy,
malagasy
Ary hoy ilay mpanora-dalàna taminy: Marina izany, Tompoko; tsara ny nilazanao fa iray ihany Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy.