Mark 12:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao. Dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’i Jesoa fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: «Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao.» Ary hatramin’izay dia tsy nisy olona sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’i Jesoa fa namaly tamim-pahendrena ilay mpahay lalàna, dia nilazany hoe: –Tsy lavitra ny Fanjakàn’Andriamanitra ianao! Ary dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hitan'i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan'Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao. Dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
malagasy
Ary raha hitan'i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan'Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.