Mark 12:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy, raha nampianatra tao amin’ny tempoly, dia niteny hoe: Ahoana no ilazan’ny mpanoradalàna fa Kristy dia Zanak’i Davida?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mbola nampianatra tao anatin’ny Tempoly i Jesoa, dia niteny nanao hoe: Ahoana no ilazan’ny mpanora-dalàna fa i Kristy dia zanak’i Davida?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ilay nampianatra teo an- kianjan’ny tempoly iny i Jesoa, dia niteny hoe: –Ahoana no ilazan’ny mpahay lalàna fa hoe Zanak’i Davida ny Mesia?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, raha nampianatra teo an-kianjan'ny tempoly, dia namaly ka nanao hoe: Ahoana no lazain'ny mpanora-dalàna fa Kristy no Zanak'i Davida?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy, raha nampianatra tao amin’ny tempoly, dia niteny hoe: Ahoana no ilazan’ny mpanoradalàna fa Kristy* dia Zanak’i Davida?
malagasy
Ary Jesosy, raha nampianatra teo an-kianjan'ny tempoly, dia namaly ka nanao hoe: Ahoana no lazain'ny mpanora-dalàna fa Kristy no Zanak'i Davida?