Mark 12:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny tenan’i Davida no nampitenenin’ny Fanahy Masina hoe: «NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha Ianao eo ankavanako ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao» (Sal 110.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa i Davida ihany no nampilazain’ny Fanahy Masina hoe: Ny Tompo nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako ianao mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tenan’i Davida, rehefa nohazavain’ny Fanahy Masina, no nanao hoe: «Ny Tompo Andriamanitra dia niteny hentitra tamin’ny Mpanjaka Tompoko hoe: Mipetraha amin’ny sezafiandrianana eto ankavanako; Izaho kosa hanao ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.»
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny tenan'i Davida dia nampilazain'ny Fanahy Masina hoe: Jehovah nilaza tamin'ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao (Sal. 110. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny tenan’i Davida no nampitenenin’ny Fanahy Masina hoe: «NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha Ianao eo ankavanako ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao» (Sal 110.1).
malagasy