Mark 12:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenan’i Davida no miantso Azy hoe Tompo; koa ahoana ary no maha Zanany Azy? Ary vahoaka betsaka no nihaino Azy tamin-kafaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha antsoin’i Davida ho Tompony izy, ahoana no maha-Zanany Azy? Ary nihaino Azy an-kafaliana ny vahoaka be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tenan’i Davida izany no manao ny Mesia hoe «Tompoko», ka ahoana no maha Zanak’i Davida Azy? Ary faly ny vahoaka maro nihaino an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ny tenan'i Davida manao Azy hoe Tompo, koa ahoana no maha-Zanany Azy? Ary ny vahoaka betsaka nihaino Azy tamin'ny hafaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenan’i Davida no miantso Azy hoe Tompo; koa ahoana ary no maha Zanany Azy? Ary vahoaka betsaka no nihaino Azy tamin-kafaliana.
malagasy
Ny tenan'i Davida manao Azy hoe Tompo, koa ahoana no maha-Zanany Azy? Ary ny vahoaka betsaka nihaino Azy tamin'ny hafaliana.