Mark 12:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamin’ny fampianarany: Mitandrema ianareo ny amin’ny mpanoradalàna izay mazoto mandehandeha manao akanjo lava sy te hoarahabain’ny olona eny an-tsena
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao koa no nolazainy tamin’ny fampianarany: «Mahìna amin’ny mpanora-dalàna, izay tia ny mitsangantsangana miakanjo mirebareba, sy ny arahabaina eny an-kianja,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa i Jesoa tamin’ny fampianarany hoe: –Mitandrema amin’ireo mpahay lalàna. Ny tiany dia ny mandehandeha eny amin’ny lala-mitafo n’ny tempoly sy ny arahabaina eny an-kianja,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy amin'ny fampianarany: Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava sy te-hoharabain'olona eny an-tsena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamin’ny fampianarany: Mitandrema ianareo ny amin’ny mpanoradalàna* izay mazoto mandehandeha manao akanjo lava sy te hoarahabain’ny olona eny an-tsena
malagasy
Ary hoy Izy amin'ny fampianarany: Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava sy te-hoharabain'olona eny an-tsena,