Mark 12:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tia ny fipetrahana eny anoloana ao amin’ny sinagoga sy ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny fipetrahana voalohany ao amin’ny sinagoga, mbamin’ny fitoerana ambony amin’ny fanasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga ary ny maka toeram-boninahitra any amin’ny fanasana.
Malagasy Bible 1865
ary tia ny fipetrahana aloha ao amin'ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin'ny fanasana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tia ny fipetrahana eny anoloana ao amin’ny sinagoga* sy ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana
malagasy
ary tia ny fipetrahana aloha ao amin'ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin'ny fanasana,