Mark 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka mpanompo hafa indray izy ho any amin’ireo, fa io koa dia noratrain’ireo ny lohany sady nalany baraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka ankizilahy anankiray hafa ho any aminy indray izy, fa io koa dia sady noratrainy ny lohany no nalany baràka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanirahany mpiasa iray hafa indray ireo mpamboly; fa io koa nokapohin’ireo ny lohany sady nalany baràka.
Malagasy Bible 1865
Ary izy naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray, fa io koa, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baraka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka mpanompo hafa indray izy ho any amin’ireo, fa io koa dia noratrain’ireo ny lohany sady nalany baraka.
malagasy
Ary izy naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray, fa io koa, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baraka izy.