Mark 12:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra Jesosy dia nandinika ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy. Maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra i Jesoa, dia nijery ny fandatsaky ny olona tao, ary maro ny manankarena no nandatsaka be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipetraka nanandrify ny vata fitoeran-drakitra i Jesoa nandinika ny fomba fandrotsahan’ny vahoaka vola tao; ary maro ny mpanankarena nandrotsaka betsaka.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nipetraka tandrifin'ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka tao; ary maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra Jesosy dia nandinika ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy. Maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.
malagasy
Ary raha nipetraka tandrifin'ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka tao; ary maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.