Mark 12:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy mpitondratena mahantra iray kosa tonga teo ka nandatsaka lepta roa na kaodiranta iray izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy mpitondratena mahantra anankiray tonga tao koa, ka nandatsaka farantsa kely roa ankevitry ny variroaventy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga ity vehivavy mpitondratena mahantra, nandrotsaka vola madinika roa ankevitry ny ariary anankiroa.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy mpitondratena malahelo anankiray kosa tonga teo, ka nandatsaka farantsakely roa an-kevitry ny variroaventy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy mpitondratena mahantra iray kosa tonga teo ka nandatsaka lepta roa na kaodiranta* iray izany.
malagasy
Fa nisy mpitondratena malahelo anankiray kosa tonga teo, ka nandatsaka farantsakely roa an-kevitry ny variroaventy avy.[Gr. lepta roa, dia farantsakely varahina izany = kodranta iray = tokony ho variroaventy]