Mark 12:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ireo rehetra ireo dia tamin’ny haben’ny fananany no nandatsahany tao; fa izy kosa dia tamin’ny tsy fananany no nandatsahany izay rehetra teo am-pelatanany, dia ny fivelomany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ireo rehetra ireo nandatsaka ny ambim-bavany, fa izy kosa nandatsaka izay ilainy, dia izay rehetra nananany sy ivelomany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ireo rehetra ireo dia nandrotsaka ny ambim-bavany; fa ravehivavy io kosa, na fadiranovana toy inona aza, dia nandrotsaka izay rehetra nananany, izany hoe ny fivelomany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo rehetra ireo, dia tamin'ny haben'ny fananany ho nandatsahany tao; fa izy kosa, tamin'ny alahelony no nandatsahany tao izay rehetra nananany, dia ny fivelomany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ireo rehetra ireo dia tamin’ny haben’ny fananany no nandatsahany tao; fa izy kosa dia tamin’ny tsy fananany no nandatsahany izay rehetra teo am-pelatanany, dia ny fivelomany rehetra.
malagasy
Fa ireo rehetra ireo, dia tamin'ny haben'ny fananany ho nandatsahany tao; fa izy kosa, tamin'ny alahelony no nandatsahany tao izay rehetra nananany, dia ny fivelomany rehetra.