Mark 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka iray hafa indray koa izy, fa io indray kosa dia novonoiny ho faty; ary mbola maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny ary ny sasany novonoiny ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naniraka ankizilahy anankiray hafa koa izy, fa novonoiny; ary nisy maro hafa koa, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola nanirahany iray hafa indray; fa io kosa novonoiny ho faty. Ary nisy mpiasa maro hafa koa nirahiny, fa ny sasany nokapohin-dry zareo, ary ny sasany novonoiny ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka iray hafa indray koa izy, fa io indray kosa dia novonoiny ho faty; ary mbola maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny ary ny sasany novonoiny ho faty.
malagasy
Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty.