Mark 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo mpiasa tany ireo anefa dia nifampiresaka hoe: Ity no mpandova! Andeha hovonointsika izy dia ho antsika ny lova.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo ireto mpiasa nifampilaza hoe: ‹Inty ny mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho lasantsika ny lova.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nifampiresaka ireo mpamboly nanao hoe: «Ny mpandova ity, ka ndeha hovonoina, dia ho antsika ny lova.»
Malagasy Bible 1865
Fa izany mpiasa tany izany niresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho antsika ny lova.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo mpiasa tany ireo anefa dia nifampiresaka hoe: Ity no mpandova! Andeha hovonointsika izy dia ho antsika ny lova.
malagasy
Fa izany mpiasa tany izany niresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho antsika ny lova.